Dôketisma : Fahasamihafan'ny versiona roa

Tsipelina
k (nanova ny anaran'i Doketisma ho Dôketisma i Thelezifor)
(Tsipelina)
Ny [[doketisma]]'''dôketisma''' na [[Doketisma|dosetisma]]'''dôsetisma''' dia fampianaram-pinoana niseho tamin'ireo taonjato voalohandohany nampisy ny [[Fivavahana kristiana]] izay milaza fa i [[Jesoa]] dia tsy nanana vatana tena izy fa zavatra miseho ety ivelany fotsiny izany. Nohelohin'ny Fiangonana izany fampianarana izany ka isan'ireo ataony hoe [[fampianaran-diso]] na finoan-diso (grika: ''heresia'').
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny nohagasina hoe ''doketismadôketisma'' dia avy amin'ny [[matoanteny]] [[Fiteny grika|grika]] hoe ''δοκεῖν'' / ''dokein'' ("miseho") sy ne anaraka[[anarana]] grika hoe ''δόκησις'' / ''dokêsis'' ("fisehoana" na "matoatoa"). Ny hoe ''dosetismadôsetisma'' kosa dia fanagasiana ny [[teny fratsayfrantsay]] hoe ''docétisme'' na ny teny anglisy hoe ''docetism'' izay avy amin'io teny grika io ihany koa.
 
== Fiantraikan'ny filozofian'i PlatoPlatôna ==
Izany fandavana ny maha olona tokoa an'i Jesoa Kristy misy ifandraisany amin'ny foto-kevitra filozofikafilôzôfika doalista izay mampifanohitra ny zavatra azo tsapain-tanana (na raha) amin'ny [[fanahy]]. Araka ny filozofiafilôzîôfia platonisianaplatônisiana sy neo[[Neoplatonisma|neô-platonisianaplatônisiana]] dia mifanohitra ny ''raha'' (latina: ''materia''; grika: ''ὕλη'' / ''hulê'') sy ny ''fanahy'' (latina: ''spiritus;'' grika: ''πνεῦμα'' /''pneuma'') satria ambany ny raha fa ny fanahy kosa dia ambony lavitra. Noho izany ny mpomba ny doketismadôketisma dia milaza fa [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] dia tsy afaka hikambana amin'ny raha. Laviny araka izany ny fandraisana ara-bakiteny ny voasoratra ao amin'ny [[Evanjelin'i Joany]] (Joa. 1.14) izay manambara ny [[Fahatongavana ho nofo (kristianisma)|fahatongavan'ny Teny ho nofo]].
 
== Endrika samihafan'ny doketisma ==
Miseho amin'ny endrika maro izany fampianarana izany: ny sasany mandà ny maha olombelona an'i Jesoa, ny hafa kosa manaiky ny fahatongavany ho nofo nefa tsy mino ny fijaliany ka milaza fa nandresy lahatra ny iray amin'ireo mpianany i Jesoa mba hisolo toerana azy eny amin'ny [[hazo fijaliana]] ka mety ho i [[Jodasy Iskariota|Jodasy]] na i [[Simona Petera|SimonaSimôna]] izany; ny hafa indray dia mihevitra fa manana vatana ara-panahy tsy tsy mahatsapa fijaliana i Jesoa.
 
== Fanamelohana ny doketisma ==
Tsy ahitana firesahana mivantana moba ny doketisma ny ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] nefa nahazo vahana io fampianarana io tamin'ny taonjato faha-2 sy faha-3, tamin'ny nifanojoany amin'ny [[gnostisismagnôstisisma]] izay nifanohana aminy. Ireo [[Rain'ny Fiangonana]] tamin'ny fotoan'androny dia nanohitra mafy ny doketisma, indrindra fa i Ignasio avy any [[Antiokia|Antiôkia]] sy i Ireneo, nanomboka tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-2.
 
Notsipahin'ny mpivory tamin'ny [[Konsily voalohany tao Nikea|Kônsily voalohany tao Nikea]] tamin'ny taona 325 ny doketismadôketisma. Taty aoriana dia nanameloka ny doketismadôketisma ny [[Konsily tao KelkedonaKalkedona|Kônsily tao Kelkedôna]] tamin'ny taona 451. Ny [[Fiangonana Katolika|Fiangonana katôlika]] sy ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana Ortodoksaôrtôdôksa Tatsinanana]] sy ny [[Fiangonana Ortodoksa Koptan'i Aleksandria|Fiangonana ôrtôdôksa kôptan'i Aleksandria]] ary ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo|Fiangonana Ortodoksaôrtôdôksa Teoahedoteoahedo]] dia manao ny doketismadôketisma ho fampianaran-diso. Manao torak'izany koa ny ankamaroan'ny fiangonana kristiana hafa izay nandray ny fehin-kevitr'ireo [[Konsily|konsilikônsili]]<nowiki/>n'ny Fiangonana tany aloha.
 
 
Notsipahin'ny mpivory tamin'ny Konsily voalohany tao Nikea tamin'ny taona 325 ny doketisma. Taty aoriana dia nanameloka ny doketisma ny Konsily tao Kelkedona tamin'ny taona 451. Ny [[Fiangonana Katolika]] sy ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana Ortodoksa Tatsinanana]] sy ny [[Fiangonana Ortodoksa Koptan'i Aleksandria]] ary ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo|Fiangonana Ortodoksa Teoahedo]] dia manao ny doketisma ho fampianaran-diso. Manao torak'izany koa ny ankamaroan'ny fiangonana kristiana hafa izay nandray ny fehin-kevitr'ireo [[Konsily|konsili]]<nowiki/>n'ny Fiangonana tany aloha.
 
== Jereo koa: ==
23 958

modifications