Sola Scriptura: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny andian-[[Fiteny latina|teny latina]] hoe '''''Sola scriptura''''', izay midika hoe "amin'ny alalan'ny
Araka io ainga fototra io dia ny [[Baiboly]] no mirakitra ny tenin'Andriamanitra ka izy irery ihany no manana fahefana teolojika sady mpanoro lalana ho an'ny finoana sy ny fiainana. Izany no fintinina amin'ny hoe "ny Soratra Masina irery ihany". Ny toriteny ataon'ny mpanao raharaham-piangonana voaofana, indrindra voaofan'ny [[Fanahy Masina]], no manazava izany [[Soratra Masina]] izany. Amin'ny alalan'ny fijoroana ho vavolombelona ampitainy no amaritany fitsipi-piainana izay ahatakarana sy iasan'ny andraikitry ny tsirairay. Ny Baiboly resahina eto dia ny [[Baiboly protestanta]] izay tsy ahitana ireo boky ataon'ny Katolika sy ny Ortodoksa hoe [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]].
|