Sakalava: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Sakalava''' dia anaran'ny foko lehibe any amin'ny [[faritra]] andrefana, avaratra-andrefana ary atsimo-andrefan'i [[Madagasikara]]. Miainga avy any [[Ampasimena]] (avy any avaratra) no manomboka ny foko Sakalava, ka mianatsimo mihazo an'[[Analalava]], [[Mahajanga]], [[Besalampy]], [[Maintirano]], [[Morondava]], [[Morombe]] ary [[Toliara]]. Ireo foko mifanila vodirindrina aminy kosa dia ny [[Antakarana]] any avaratra ; ny [[Tsimihety]], ny [[Merina]] ary ny [[Betsileo]] any atsinanana ; ny [[Bara]] sy ny [[Mahafaly]] any atsimo.
 
Mizara ho [[faritra]] efatra kosa ny foko Sakalava :
Andalana faha-8:
 
== Jereo koa ==
 
=== Tahirin-kevitra ===
[http://www.macp.gov.mg/ny-fiavian-ny-sakalava-boeny/ Ny fiavian'ny Sakalava Boeny ao amin'ny Ministeran'ny Kolontsaina]
 
=== Ny foko eto Madagasikara ===
[[Antefasy]] - [[Antemoro]] - [[Antesaka]] - [[Antankarana]] - [[Antambahoaka]] - [[Antandroy]] - [[Antanosy]] - [[Bara]] - [[Betsimisaraka]] - [[Betsileo]] - [[Bezanozano]] - [[Mahafaly]] - [[Merina]] - [[Sakalava]] - [[Sihanaka]] - [[Tanala]] - [[Tsimihety]].
[[Sokajy:Foko ao Madagasikara]]