Faritanin' i Fianarantsoa : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
[[Sary:Madagascar - Fianarantsoa.svg|vignette|463x463px]]
Ny '''Faritanin'i Fianarantsoa''' dia faritany iray amin'ny [[Faritany eto Madagasikara|enina]] eto [[Madagasikara]]. Tamin'ny taona 2011 izy dia nanana velarana 103 272 <abbr>km<sup>2</sup></abbr> sy mponina 4 142 444. Ny hakitroky ny mponina dia 40 mponina/ km<sup>2</sup>. Ny tanànan'i Fianarantsoa no renivohiny.
 
Misy faritra dimy ny ao amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa, dia ireto avy:
24 851

modifications