Alahamadibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipeliba
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-24:
 
=== Fotoana tondroina amin'ny hoe ''Alahamadibe''===
Roa ny fari-potoana misy ny Alahamadibe noho ny fisian'ny tetiandro malagasy ahitana anaram-bolana avy amin'ny teny arabo izay roa karazana.
 
'''Alahamadibe fararano'''
Andalana faha-32:
Ny mpanjaka [[Andrianampoinimerina]] (1787-1810) moa dia nilaza hoe: "Tsy manam-pahavalo afa-tsy ny mosary aho. Amin'ny maha teraka Alahamady azy, ny volana Alahamady dia volana fiakaran'ny vary koa resy ny [[mosary]] sy ny maintso ahitra. Izany no antony nilazany izany.
 
'''Alahamadibe mitety fazaranfizaràn-taona'''
 
Raha manaraka ny tetiandro manara-bolana tanteraka ny Malagasy mpankalaza ny taom-baovao malagasy dia tsy ho raikitra amin'ny volana Marsa na Avrily ny Alahamadibe fa hitety ny volana gregoriana rehetra, ary mifanandrify amin'ny volana silamo aorian'ny volana [[Ramadany]] izany.