Alahamadibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''Alahamadibe''' na '''Alahamady be''' dia ny andro mifanandrify amin'ny ataon'ny [[fanandroana malagasy]] hoe "vava Alahamady" ao amin'ny volana [[Alahamady]], izany hoe ny andro volohanyvoalohany sady ahatsinanan'ny [[Volana]] amin'ny volana Alahamady, izay nosafidin'ny mpanjaka tao Imerina hatao andro voalohan'ny [[taona]].
 
Ireo Malagasy mpankalaza ny [[Taom-baovao malagasy]] dia tsy mitovy hevitra ny amin'ny daty gregoriana na ny [[fizaran-taona]] mifanandrify amin'ny volana Alahamady. Misy ny milaza fa amin'ny fotoan'ny [[fararano]] izany (volana [[Martsa|Marsa]] na [[Avrily|Aprily]]) fa misy koa ireo milaza fa tsy amin'ny volana gregoriana na fizaran-taona raikitra izany.