Ranomasimbe Atlantika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Faolin42 (dinika | fandraisan'anjara)
sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sy tsipelina
Andalana faha-2:
[[Sary:Greenland, iceberg, Kong Oscar Fjord (js)1.jpg|thumb|240px]]
 
Ny [[Ranomasimbe Atlantika]] dia anisan'ny [[ranomasimbe]] dimy eto an-tany. Ny velarantaniny dia misy 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian'ny [[Ranomasimbe Pasifika]]. Ny Ranomasimbe Atlantika dia vokatry ny fisarahan'ny [[KontintantaKôntinetanta eoroeorô-afrikana]] sy ny [[KontinantaKôntinanta Amerikana]] 180 tapitrisa taona lasa izay. Ny Ranomasimbe Atlantika no ranomasina niaingan'ny fihazana eoropeanaeorôpeana nandritry ny taonjato maro . Amin'izao fotoana izao dia mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an'ny firenena manana amorontsiraka amin'io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe.
 
{{ranomasimbe}}