Faritany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely
Andalana faha-1:
Ny '''faritany''' dia fitambaran'ny [[tanàna]] na toerana maromaro ao anatin'ny [[firenena]] iray, voatsinjara araka ny toetra ifandraisan'izy ireo, toy ny [[toetrandro]], ny vokatry ny [[Fambolena Tropikaly|fambolena]], ny fomban-drazana ary ny [[Fiteny (heviny mivelatra)|fiteny]].
 
== Faritany eto Madagaskara ==
Ny faritany kosa dia voatsinjara ho [[fivondronana]].
Misy faritany enina eto [[Madagasikara]]. Tsy vondom-bahoaka itsinjaram-pahefana izy ireo, sahala amin'ny [[Distrika eto Madagasikara|distrika]] eto Madagasikara koa. Ny [[Faritra eto Madagasikara|faritra]], izay miisa 22 no nasolo azy ireo.
 
# [[Faritanin' Antananarivo|Antananarivo]]
Misy faritany enina eto [[Madagasikara]]:
# [[Faritanin'Antsiranana|Antsiranana]]
# [[Antananarivo]]
# [[Faritanin'i Fianarantsoa|Fianarantsoa]]
# [[Antsiranana]]
# [[Faritanin'i Mahajanga|Mahajanga]]
# [[Fianarantsoa]]
# [[Faritanin'i Toamasina|Toamasina]]
# [[Mahajanga]]
# [[Faritanin'i Toliara|Toliara]]
# [[Toamasina]]
# [[Toliara]]
 
== Jereo koa ==