Mohamady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
I '''Mohameda''' na '''Mohamady''' (amin'ny teny arabo محمّد / ''Muḥammad'') dia mpitondra ara-pivavahana sy ara-politika ary ara-tafika arabo avy amin'ny foko Quraysh. Ho an'ny [[Silamo|finoana silamo]] dia izy no [[Mpaminany|mpaminani]]<nowiki/>n' Andriamanitra. Teraka tao [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]] (na Meka) izy tamin'ny taona 570 ary maty tao [[Medina]] tamin'ny taona 632.
 
I Abd Allah ibn Abd al Muttalib no rainy. Ny vadiny dia i Khadijah bint Khuwaylid, i Sawda bint Zamʿa, i Hafsa bint Umar, i Juwayriyya bint al-Harith, i Aisha, i Zaynab bint Jahsh, i Safiyya bint Huyayy, i Zaynab bint Khuzayma, i Umm Salama Hind bint Abi Umayya, i Ramla bint Abi Sufyan, i Rayhana bint Zayd ibn ʿAmr, i Maria al-Qibtiyya ary i Maymuna bint al-Harith. Ny zanany dia i Qasim ibn Muhammad, i Ibrahim ibn Muhammad, i Zainab bint Muhammad, i Ruqayyah bint Muhammad, i Umm Kulthum bint Muhammad ary i Fatimah.