Finoana silamo : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rohy
k (Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
[[Sary:Mosque.jpg|vignette|330x330px]]
Ny '''Finoana''' '''silamo''' (amin' ny [[teny arabo]]: الإسلام / ''Alʾislām'') dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin' ny finoana an' [[Andriamanitra]] tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin' ny [[Kor'any]] izay heverin' ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin' Andriamanitra (''Allah'') ara-bakiteny natao sora-tononina. Ny Kor'any dia nambara tamin' i [[Mohamady]] izay fantatry ny silamo ho mpaminan[[Mpaminany|mpaminanin]]' Andriamanitra, tany [[Arabia Saodita|Arabia]] tamin' ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny ''tawhid'', izany hoe ny finoana an' [[Monoteisma|Andriamanitra tokana]] izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an' Andriamanitra.
 
== Ny sampana lehiben'ny fivavahana silamo ==
2 684

modifications