Fianakaviam-piteny nilô-sahariana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
Ireto ny tena be mpiteny amin'ny fiteny nilo-sahariana:
 
* ny [[sampam-piteny songay]]sôngay, tenenin'ny mponina amin'ny faritra manamorona ny tapany ambonin'ny ony Niger ao [[Mali|Maly]] sy ao [[Nijera|Nizera]];
* ny fiteny kanory, tenenin'ny olona miisa 1 500 000 any ho any, manodidina ny [[farihy Tsady]];
* ireo fiteny ao amin'ny [[Sampam-pieteny nobiana|sampana nobiana]], tenenin'ny olona miisa 1 000 000 any ho any, manamorona ny ony Nily, manakainy ny sisin-tanin'i [[Ejipta]], miparitaka amin'ny "nosim-piteny" maro, ny lehibe amin'ireo fiteny ireo dia ny fiteny dinka, ny fiteny noera, ny fiteny siloka ary ny ny fiteny diora;