Fanompoan-tsampy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [['''fanompoan-tsampy]]''' dia fivavahana amin'ny sarin-javatra. Nefa ho an'ny [[Jodaisma|fivavavahana jiosy]] sy [[Kristianisma|kristiana]] ary [[Finoana silamo|silamo]] dia fanompoan-tsampy koa ny fivavahana amin'ny zavatra iray na inona na inona izay tsy [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] na ny fivavahana amin'andriamanitra tsy izy. Matetika ny fanompoan-tsampy dia miseho amin'ny alalan'ny fivavahana amin'ny [[masoandro]] na amin'ny [[volana]] na amin'ny [[kintana]] na zavatra hafa izay anaovana fanompoam-pivavahana sy sorona sy fanatitra ary vavaka.
 
Niely teo amin'ireo sivilizasiona malaza taloha toa ny an'ny [[Babiloniana]] sy ny Ejipsiana sy ny Grika sy ny Hindoa ary ny Romana ny fanompoan-tsampy. Ny fivavahana amin'ny sampy dia tafiditra tao amin'ny vahoakan'i Israely noho ny fifaneraserany tamin'ny kolontsaina babiloniana sy ejipsiana ary tsy voatohitra izany raha tsy teo ny fiezahan'ireo mpaminany izay nandrara ny Hebreo tsy hanompo sarin-javatra. Tsy mankasitraka ny fanompoan-tsampy ny fivavahana kristiana ka misy ireo izay nanao sy mbola manao ny hampihena na ny tsy hampisy mihitsy ny fampiasana sary masina amin'ny fivavahana kristiana.