Communauté Evangélique Indépendante de Madagascar: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-21:
 
=== Fitenim-pirerena ===
Ny CEIM dia mampiasa ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] sy ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] mandritra ny fotoam-pivavahana nefa tsy atao amin'ny fotoana sy toerana mitovy ireo. Tamin’ny taona 1989 dia nisy vahiny (fianakaviana maromaro sy misionera) avy any an-dafy nivavaka tao amin’ny CEIM tao [[Antananarivo]]. Teraka noho izany tamin'ny taona 1996 ny fanompoam-pivavahana amin’ny teny frantsay. Tamin'ny voalohany dia ny fanompoam-pivavahana amin’ny teny malagasy no nahazo ny fotoana isan’Alahady maraina, fa ny amin’ny teny frantsay kosa natao amin’ny Alahady hariva indray mandeha isam-bolana avy eo indroa isam-bolana. Tamin’ny taona 1997 no nanombohan’ny fivavahana amin’ny teny frantsay isan’Alahady. Ao Antananarivo anefa no tena maro vahiny manao fanompoam-pivavahana amin'ny teny frantsay. Isan'ny antony mahasarika ny tanora malagasy izany fitenenana frantsay izany.
 
=== Fanaon’ny fiangonana CEIM ===
Andalana faha-27:
 
=== Ny fitantantanana ny fiangonana ===
Ny fiaraha-mitantana no endriky ny fandaminam-piangonana njosafidin’nynosafidin’ny CEIM. Na dia iizanyizany aza dia misy ny atao hoe diakona sy ny atao hoe loholona. Ny loholona no misahana ny fitoriana ny [[Filazantsara]], ka manampy azy ireo amin’ny fanatanterahana izany ny diakona. Izy ireo no mikely aina manao izay hampandroso ny fiainan’ny fiangonana, izy ireo no mitarika ny vondrom-bavaka isaky ny vakin-tananatanàna. MsahanaMisahana ny fanampiana ny loholona amin’ny fanatanterahana ny asan’ny fiangonana ny diakona, indrindra amin’ny lafiny fitaovana sy fandaminana. Olona mandray asa tamin’ny alalan’ny fifidianana andraisan’ny mpino rehetra anjsra ao am-piangonana ny diakona ka efatra taona ny faharetanny fotoana iasany.
 
== Jereo koa ==