Communauté Evangélique Indépendante de Madagascar: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-7:
 
=== Ny Baiboly ===
Ekeny ho tenin’Andriamanitratenin’ Andriamanitra avy amin’ny tsindrimandrin’Andriamaniratsindrimandrin’ Andriamanira ny [[Baiboly]] izay hany manam-pahefana sady [[Tsy fisian-diso ao amin'ny Baiboly|tsy misy diso]] ny soratra voalohany.
 
=== Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina ===
Andalana faha-13:
 
=== Ny olombelona sy ny famonjena azy ===
Mpanota ny olombelona tamin’ny fahalavoan’i [[Adama]] izay mahafaoka ny olombelona rehetra anjakan’i [[Satana]]. Ny [[famonjena]] dia fanamarinana azo avy amin’ny fahasoavan’Andriamanitrafahasoavan’ Andriamanitra ao amin’i Jesosy Kristy izay tsy azo raha tsy amin’ny finoana, izany dia mitaky ny [[Fahateraham-baovao (kristianisma)|fahateraham-baovao]] izay mitarika amin’ny fiainam-bavaka sy ny fanamasinana ary ny fijoroana vavolombelona ny amin’ny voninahitr’Andriamanitravoninahitr’ Andriamanitra amin’ny alalan’ny asan’ny Fanahy Masina.
 
=== Ny Fiangonana ===