Demiorga: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Kazazana andriamanitra
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-10:
 
=== Tao Egipta tamin'ny Andro Taloha ===
Ao amin'ny fedrà egiptiana ny demiorga Atoma (''Atum'') dia ilay zavatra nahary izao rehetra izao izay nivoaka avy tamin'i Nona (''Nun'') (ilay ranomasina voalohany). Velona izy tamin'ny fahatongavan-tsainy ny amin'ny fisiany, ka tamin'ny teniny sy ny fisainany no nahariany ny zavatra rehetra. Amin'ny ankapobeny dia samy nanana ny demiorgany ny fivavahana tsirairay tao [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egipta tamin'hyny Andro Taloha]] ka ireto avy ny anaran'ny demiorga tao amin'ny fedrà egiptiana:
 
* Ra-Atoma tao amin'ny fivavahana tao Héliôpôlisy,