Faritra Analamanga: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-9:
}}
 
Ny '''Faritra Analamanga''' dia faritra ao [[Madagasikara]] izay misy an'[[Antananarivo]] izay sady renivohitry ny faritra no renivohitr'i Madagasikara, ao amin'ny [[Faritanin'Antananarivo]].
 
Misy distrika valo ao anatiny dia misy 134 kaominina. Ireto ny distika misy ao Analamanga :