Faritra Itasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Itasy ho Faritra Itasy i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
}}
 
Ny faritra Itasy dia [[faritra]] ao amin'ny faritan' [[Antananarivo]] eo anivon'i Madagaiskara. Mizara sisin-tany amin'ny faritra [[Analamanga]] isy any avaratra atsinanana, amin'ny Vakinankaratra any Atsimo ary amin'ny Bongolava any avaratra andrefana. Ny renivohi-paritra dia Miarinarivo, ary ny isam-ponina dia misy any amin'ny 643 000 any ho any tamin'ny 2004, isy no [[faritany]] kely indrindra any [[Madagasikara]] miaraka amin'ny velerantany 6 993 {{km2}}, ary izy no be hakitroky ny mponina indrindraeo aorian'ny [[faritra]] Analamanga.
 
Voazara distrika telo izy :
Andalana faha-20:
* [[Distrikan'i Soavinandriana]]
 
Ny anaran'ny [[faritra]] Itasy dia anaram-parihy, farihy faha telo an'i Madagasikara. Ny [[faritra]] dia malaza amin'ny toetra maro :
* Ny farihy itasy : Misy mpanjono telo arivo mahery no miaina eo amorom-parihy, lakana zato no lasa manjono eny am-parihy isan-andro.
* Ny tsangam-baton'i Maria Virjiny, eo amin'ny sisim-parihy, manamarika ny anivon'i Madagasikara.