Faritra Alaotra-Mangoro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Alaotra-Mangoro any amin'i Faritra Alaotra-Mangoro ary nanitsaka fihodinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
}}
 
Ny '''Faritra Alaotra-Mangoro''' dia [[faritra]] malagasy any andrefan'ny faritan[[faritanin'nyi Toamasina]]. Mizara sisintany amin'ny [[faritra]] Sofia]] any avaratra, [[faritra Analanjirofo]] Analanjirofo any avaratra atsinanana, [[faritra Atsinanana]] Atsinanana any atsinanana, [[faritra Vakinankaratra]] Vakinakaratra any atsimo andrefana, ary ny [[faritra]] Betsiboka]] any avaratra andrefana. Ny renivohitr'io [[faritra]] io dia [[Ambatondrazaka]], ary ny isan'ny olona miaina any amin'io [[faritra]] io dia misy 1 112 550 tamin'ny taona 2008. Ny fivelaran'ny [[faritra]] Alaotra-Mangoro dia misy 31 948 {{km2}}.
 
Dimy ny isan'ny distrika ao amin'ny [[faritra]] [[Alaotra-Mangoro]], ary 79 no isan'ny kaominina.faritra mahavoka bary mamantsy an i [[Madagasikara]] iray manontolo sopitry Madagasikara izy ao koa ny hazandrano besisika.
 
Ireto ireo distrika 5 ao amin'ny faritra
 
* [[Distrikan'Ambatondrazaka]]
* [[Distrikan'Amparafaravola]]
* [[Distrikan'Andilamena]]
* [[Distrikan'Anosibe An'ala]]
* [[Distrikan'i Moramanga]]
 
== Jereo koa ==