Eorôpa Atsimo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''EoropaEorôpa Atsimo''' dia faritra ara-jeorafiajeôgrafia na ara-jeopolitikajeôpôlitika izay mahafaoka ny ampahany atsimo amin'i [[EoropaEorôpa]]. Isan'izany ireo firenena sy fanjakana hita ao amin'ny [[saikanosy]] mediteraneana telo (ny [[Saikanosy Iberika]] sy ny [[Saikanosy Italiana]] ary ny [[Saikanosy Balkanika]]). Ny famaritana an'i EoropaEorôpa Atsimo dia miovaova, arakaraka ny fomba fijery: ara-toetany (toetany mediteraneana), ara-jeografia (tapany tapany atsimon'i EoropaEorôpa), ara-piteny ([[fiteny italika]]) sy ara-kolontsaina. Matetika dia atovana ao ireo nosy mediteraneana toa an'i [[Malta]] sy i [[KiprosyKiprôsy]], ary ny ampahan'i [[Torkia]] ao EoropaEorôpa, i Traka Atsinanana.
 
Ireto avy ireo firenena ao EoropaEorôpa Atsimo ireo:
 
* Saikanosy Iberika: [[Espaina]] sy i [[Portogaly|Pôrtogaly]] ary i [[Andora|Andôra]].
 
* Saikanosy Italiana: i [[Italia]], i Saint-Martin, i [[Vatikàna]] ary i [[Malta]].
* Saikanosy Balkanika: i [[Albania]], i [[BosniaBôsnia-HerzegovinaHerzegôvina]], i [[KroatiaKrôatia]], i [[Gresy]], i [[MakedoniaMakedônia Avaratra]], i [[Montenegro]], i [[Serbia]] ary i [[SloveniaSlôvenia]].
 
== Jereo koa ==
 
=== Ireo faritra ao Eorôpa ===
 
* [[Eorôpa Afovoany]]
* [[Eorôpa Afovoany sy Atsinanana]]
* [[Eorôpa Atsinanana]]
* [[Eorôpa Andrefana]]
* [[Eorôpa Avaratra]]
* [[Eorôpa Avaratra Atsinanana]]
* [[Eorôpa Avarfatra Andrefana]]
* [[Eorôpa Atsimo]]
* [[Eorôpa Atsimo Atsinanana]]
* [[Eorôpa Atsimo Andrefana]]<span id="cite_ref-7" class="reference"></span>