Eorôpa Andrefana : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
(Nanitatra)
{{legend|#00FF00|[[Eoropa Atsimo]]}}]]
 
I '''EoropaEorôpa Andrefana''' dia faritra mamondrona ireo firenena mikasika ny morontsiraka atlantika, izany hoe ireo firenena eo amin'ny faritra andrefan'i [[Eoropa|Eorôpa]]. Ny misy azy dia eo anelanelan'ny [[Ranomasimbe Atlantika]] sy i [[Eoropa Avaratra|Eorôpa Avaratra]], i [[Eoropa Atsimo|Eorôpa Atsimo]], i [[Eoropa Afovoany|Eorôpa Afovoany]].
 
Amin'ny lafiny ara-tantara, i Eoropa andrefana dia ireo firenena nanana fifandraisana diplômatika tamin'i [[Etazonia]] nandritry ny [[Ady Mangatsiaka]], fa naitatra izy mba ho tafiditra ao ny firenena tsy momba ny anty na ny aroa toa an'i Soisa; manomboka mifafa izany sary izany tamin'ny fanitarana ny [[Vondrona Eoropeanina|Vondrona Eorôpeanina]].
 
Ireto avy ireo firenena isan'i Eoropa Andrefana: i [[Alemaina]], i [[Aotrisy]], i [[Belzika]], i [[Danemarka]], i [[Espaina]], ny [[Fanjakana Mitambatra]], i [[Finlandy]], i [[Frantsa]], i [[Irlandy]], i [[Islandy]], i [[Italia]], i [[Liechtenstein]], i [[Loksemborga]], i [[Nederlandy]], i [[Norvezy]], i [[Portogaly|Pôrtogaly]], i [[Soeda]], ary i [[Soisa]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[Eoropa]]
=== Ireo faritra ao Eorôpa ===
 
* [[Eorôpa Afovoany]]
* [[Eorôpa Afovoany sy Atsinanana]]
* [[Eorôpa Atsinanana]]
* [[Eorôpa Andrefana]]
* [[Eorôpa Avaratra]]
* [[Eorôpa Avaratra Atsinanana]]
* [[Eorôpa Avarfatra Andrefana]]
* [[Eorôpa Atsimo]]
* [[Eorôpa Atsimo Atsinanana]]
* [[Eorôpa Atsimo Andrefana]]<span id="cite_ref-7" class="reference"></span>
 
=== Rohy ivelany ===
24 930

modifications