Tômasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Tomasy ho Tômasy i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:The Incredulity of Saint Thomas by Caravaggio.jpg|vignette|310x310px|''Ny tsy finoan'i Tomasy'', nataon'i Caravaggio, taona 1600 eo ho eo.]]
I '''TomasyTômasy''' na '''Tômà''' dia isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr]]'i [[JesosyJesoa]] roa ambin'ny folo lahy. Izy ilay mpianatra tsy nino ny fahafatesan'i JesosyJesoa ka nila nitsapa ny lanivoany.
 
== Ny anarany ==
Atao hoe ''Te 'Oma'' izy amin' ny [[Fiteny arameana|teny arameana]] izay midika hoe "kambana". ''Δίδυμος / Didymos'' ny dikan'izany amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]]. ''Θωμᾶς / Thomas'' no fiantsoana azy amin'ny teny grika. Atao hoe ''Tomasy ilay Didimo'' (''Tômà Didimo'') izy ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Filazantsaran'i Joany]]. Ao amin'ny soratra ivelan'ny [[Baiboly]] izy dia atao indraindray hoe ''Jodasy TomasyTômasy'' (''Jodasy Tômà'') na ''Didimo Joda TomasyTômasy'' (''Didimo Joda Tômà''). Ny [[Baiboly malagasy|Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]] dia manoratra hoe ''Didymo'' (misy litera "y" anaty teny).
 
== I TomasyTômasy araka ny Baiboly ==
 
=== Ireo andalana miresaka an' i TomasyTômasy ===
Tsy voaresaka ao amin' ireo [[Filazantsara sinoptika|Filazantsara sinôptika]] i TomasyTômasy raha tsy ao amin’ ny lisitr' ireo ApostolyApôstôly (Mat. 10. 2; Mar. 3.16; Lio. 6.12). Ao amin' ny [[Evanjelin'i Joany]] kosa dia manana ny maha izy azy izy.
 
Lehilahy mafana fo i TomasyTômasy araka io evanjely io ary tsapa izany tamin' ny teny nataony taorian' ny nanambaràn' i JesosyJesoa ny nahafatesan' i Lazarosy:
 
"<small>11</small> Izany no nolazainy; ary rehefa afaka izany, dia hoy Izy taminy: Matory Lazarosy sakaizantsika; fa handeha hamoha azy Aho. <small>12</small> Dia hoy ny mpianatra taminy: Tompoko, raha matory izy, dia ho tsara ihany. <small>13</small> Nefa Jesosy nilaza ny fahafatesany; fa nataon'izy ireo kosa fa fialan-tsasatra amin'ny torimaso no nolazainy. <small>14</small> Ary tamin' izany Jesosy dia nilaza tsotra taminy hoe: Maty Lazarosy; <small>15</small> ary faly Aho noho ny aminareo, satria tsy teo Aho, mba hinoanareo; fa andeha isika hankany aminy. <small>16</small> Dia hoy Tomasy (izay atao hoe Didymo) tamin' ny mpianatra namany: Andeha isika mba hiara-maty aminy."(Joa. 11.11-16).
 
Manana toe-tsaina mitsikera mba hahita ny marina koa izy araka ny resaka nifanaovany taorian’ ny fiaraha-misakafo farany tamin’i JesosyJesoa:
 
[Hoy Jesosy:] "Ary fantatrareo koa ny lalana ho any amin' izay halehako. Hoy Tomasy taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; ka hataonay ahoana no fahafantatra ny lalana? Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin' ny Ray, afa-tsy amin' ny alalako. " (Joa. 14.4-6).
Andalana faha-22:
"<small>24</small> Fa Tomasy, anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy, ilay atao hoe Didymo, dia tsy mba teo aminy raha tonga Jesosy. <small>25</small> Dia hoy ny mpianatra sasany taminy: Efa nahita ny Tompo izahay. Fa hoy kosa izy taminy: Raha tsy hitako eo amin' ny tànany ny holatry ny nohomboana, ka ataoko eo amin' ny holatry ny nohomboana ny rantsan-tanako, ary ataoko eo amin' ny lanivoany koa ny tanako, dia tsy mba hino aho. <small>26</small> Ary nony afaka havaloana, dia tafangona teo indray ny mpianany, ary teo koa Tomasy. Dia tonga Jesosy, rehefa voarindrina ny varavarana, ka nitsangana teo afovoany, dia nanao hoe: Fiadanana ho anareo. <small>27</small> Ary hoy Izy tamin' i Tomasy: Atehefo eto ny rantsan-tananao, ka jereo ny tanako; ary atehefo eto koa ny tananao, ka ataovy amin'ny lanivoako; ary aza ho isan' izay tsy mino, fa minoa. <small>28</small> Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro! <small>29</small> Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino." (Joa. 20.24-29).
 
=== Ny tenin' i JesosyJesoa sy i TomasyTômasy anohanana ny Trinite ===
Ireo tenin' i TomasyTômasy ireo dia isan' ny teny anohan'ny mpino ny [[Trinite]] sy ny maha Andriamanitra an'i JesosyJesoa.
 
"Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro!" (Joa. 20.28)
Andalana faha-31:
Marihina fa tsy ny fiangonana na ny fikambanana kristiana rehetra no manao fivoasana an' ireo andalana ireo hanohanana ny finoana ny Trinite.
 
== Soratra apokrifaapôkrifa amin'ny anaran'i TomasyTômasy ==
Ny Kristiana dia tsy manao an'ireto asa soratra manaraka ireto ho nosoratan'i Tomasy na dia mitondra ny anaran'ilay apostoly izy ireo, dia ny [[Filazantsaran'i Tomasy|Filazantsaran'i Tômasy]] (na Evanjelin'i Tômà) sy ny [[Asan'i Tomasy|Asan'i Tômasy]] (na Asan'i Tômà). Tsy voaray ho isan'ny kanonan'ny Baiboly ireo asa soratra ireo.
 
== Jereo koa: ==
* [[Apôstôly roa ambin'ny folo|Apôstôly]]
* [[Apostoly]]