Indô-ariana (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Vahoaka indô-eorôpeana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Aogositra 2020 à 09:20

Ny Indô-ariana na Indiana dia vondrom-poko maro miteny amin'ny fiteny indô-ariana, izay zana-bondron'ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Misy iray lavitrisa any ho any ny mpiteny indô-ariana, ka ny ankamaroany dia avy ao amin'ny zana-kontinenta indiana sady hita manerana an'i Azia Atsimo izay ahitana azy betsaka noho ny vahoaka hafa.