Faritra Sava: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Sava ho Faritra Sava i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-15:
 
Ny faritra Sava dia voazara distrika efatra : [[Distrikan'i Sambava|Sambava]], [[Distrikan' Antalaha|Antalaha]], [[Distrikan'i Vohemar|Vohemar]] ary [[Distrikan' Andapa|Andapa]]. Ny anaran'ny faritra dia avy amin'ny lohasoratr'ireo distrika ireo : '''S'''ambava, '''A'''ntalaha, '''V'''ohemar ary '''A'''ndapa. Ireo tanàna ireo dia milaza-tena ho « Renivohitry ny [[lavanila]] », satria io faritra io no tena mpamoaka lavanila indrindra eto an-tany.
 
Ireto avy ireo distrika ao amin'io faritra io:
 
* [[Distrikan'Andapa]]
* [[Distrikan'Antalaha]]
* [[Distrikan'i Sambava]]
* [[Distrikan'i Vohimarina]]
 
== Jereo koa ==