Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « == Momba ny fisian'ny pejy Sary/*/2022 == Miarahaba namana. Mba afaka omenao fanazavana momban'ny fisian'ny io pejy io ve ao. Raha ny fahitako azy manko dia lasa to… »
 
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrika tamin'ity 29 Jolay 2020 à 12:44 ity

Momba ny fisian'ny pejy Sary/*/2022 hanova

Miarahaba namana.

Mba afaka omenao fanazavana momban'ny fisian'ny io pejy io ve ao. Raha ny fahitako azy manko dia lasa toy ny pejy izay tsy manana antom-pisiana manokana. Ny pejy tokoa mantsy dia feno sary miaraka amin'ny daty 2022 izay azo lazainy ho tsy mitombina. Misoatra anao mialoha amin'ny valin-teny. Htension1000 (resaka) 28 Jolay 2020 à 12:24 (UTC)Répondre

Manao ahoana Htension1000,
Ny antom-pisian'ny pejy sahala ilay nofafànao iny dia ny famantarana amin'ny fomba tsotra kokoa ireo sary rehetra izay efa niseho ary izay mbola hiseho amin'ny pejy fandraisana.
Ho hitanao ao amin'i Wikipedia:Sary/* na ao amin'i Wikipedia:Sary/*/taona_2020 ny sary hipoitra amin'ity taona ity.
Nanomboka tamin'ny 16 Aprily 2020 dia miova isan'andro ny sary miseho eo amin'ny pejy Fandraisana.
Amin'izao fotoana izao dia efa feno hatramin'ny taona 2030 ny sary.
Jagwargrr... mailaka 29 Jolay 2020 à 12:41 (UTC)Répondre