Contenu supprimé Contenu ajouté
→‎Momba ny fisian'ny pejy Sary/ : 2022 */ fizarana vaovao
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-329:
Mba afaka omenao fanazavana momban'ny fisian'ny io pejy io ve ao. Raha ny fahitako azy manko dia lasa toy ny pejy izay tsy manana antom-pisiana manokana. Ny pejy tokoa mantsy dia feno sary miaraka amin'ny daty 2022 izay azo lazainy ho tsy mitombina.
Misoatra anao mialoha amin'ny valin-teny. [[Mpikambana:Htension1000|Htension1000]] ([[Dinika amin'ny mpikambana:Htension1000|resaka]]) 28 Jolay 2020 à 12:24 (UTC)
:Manao ahoana [[User:Htension1000|Htension1000]],
:
:Ny antom-pisian'ny pejy sahala ilay nofafànao iny dia ny famantarana amin'ny fomba tsotra kokoa ireo sary rehetra izay efa niseho ary izay mbola hiseho amin'ny pejy fandraisana.
:Ho hitanao ao amin'i [[Wikipedia:Sary/*]] na ao amin'i [[Wikipedia:Sary/*/taona_2020]] ny sary hipoitra amin'ity taona ity.
:Nanomboka tamin'ny 16 Aprily 2020 dia miova isan'andro ny sary miseho eo amin'ny pejy Fandraisana.
:Amin'izao fotoana izao dia efa feno hatramin'ny taona 2030 ny sary.
:— <b><span style="border:1px solid #74CC66;padding:1px 3px;font-family:Verdana,sans-serif;">[[Mpikambana:Jagwar|<font color="#CC6666">Jagwar]]</font></span></b><small>[[User talk:Jagwar|grr...]] [mailto:rado.kaontywiki(at)gmail.com mailaka]</small> 29 Jolay 2020 à 12:41 (UTC)