Teôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Teolojia ho Teôlôjia i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[teolojia|'''teolojiateôlôjia''']] dia taranja na vondron-taranja atao hianarana sy hahalalana ny amin'[[Andriamanitra (tokana)|Andramanitra]], na ny amin'ny hoe "[[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]]", amin'ny alalan'ny fandraisan'anjaran'ny fisainan'olombelona ho enti-manazava sy handaminana bebe kokoa izay zavatra fantatra tamin'ny alalan'ny [[Fanambaràna (finoana)|fanambaràna]] ka miantefa amin'ny finoana.
 
Na dia tao amin'ny [[Fivavahana kristianna|fivavahana kristiana]] aza no tena nahafantarana ny fanaovana teolojia dia maro koa ireo fivavahana manao telojia ka isan'izany ny fivavahana [[silamo]] sy ny [[jodaisma]]. Tsy ny tontolon'ny fivavahana ihany no ahitana teolojia fa ahitana azy koa ny taranja [[Filôzôfia|filozofiafilôzôfia]] toy ny sampan-taranja [[metafizika]] (dia ilay atao hoe ontoôntô-teolojiateôlôjia). Tsy ny finoana rehetra koa tsy akory no manaiky ny fanaovana teolojia fa misy ireo izay mitsipaka an'izany ka mihevitra fa tsy mety hifangaro amin'ny zavatra momba ny finoana na hanampy zavatra hafa tsy araka ny fanambaràna tokony hiantefa amin'ny finoana ny teolojia.
 
Amin'izao fotoana izao dia maro ny sekoly sy oniversite ianarana teolojiateôlôjia nefa ny sasany dia tsy miankina amin'antokom-pivavahana ka ny mpianatra sy ny mpampianatra ao dia tsy voatery ho olona mino.
 
Fomba fiasa voasaina<ref name=":0"><small>''Voasaina'': fr: "rationnel"</small></ref> no entina manao ny fanakarana ny momba an'Andriamanitra sy ny manodidina azy ao amin'ny teolojia hany ka nisy fotoana tsy niaingan'ny mpanao teolojiateôlôjia tamin'ny [[Soratra Masina]], izay vokatry ny fanambaràna, hanakarana ny tontolon'Andriamanitra fa tamin'ny fisainany irery ihany.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''teolojiateôlôjia'' dia avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe θεολογία / ''theologia'', izay azo amin'ny fanakambanana ny teny hoe Θεός / ''theos'' (midika hoe "andriamanitra") sy ny hoe -λογία / ''logia'' (midika hoe "fitenenana" na "firesahana") nisampana avy amin'ny teny hoe λόγος / ''logos'' ("teny"). Ny mpampianatra na izay nianatra teolojia no atao hoe ''teolojianateôlôjiana''.
 
== Ny ''theologia'' teo amin'ireo filozofafilôzôfa grika ==
Ny teny grika hoe ''θεολογία'' / ''theologia'' dia nampiasain'ilay filozofa grika atao hoe [[Plato]] amin'ny dikany ara-bakiteny hoe "resaka momba ny andriamanitra" na "resaka momba an'Andriamanitra" tamin'ny taonjato faha-4 tal. J.K. tao amin'ny asa soratra nataony, ao amin'ny Boky faha-2 toko faha-18<ref><small>Liddell and Scott's ''[http://www.perseus.tufts.edu/cgi-bin/ptext?doc=Perseus%3Atext%3A1999.04.0057;query=entry%3D%2348216;layout=;loc=qeolo%2Fgia1 Greek-English Lexicon]''</small></ref>, mitondra ny lohateny hoe ''Πολιτεία'' / ''Politeía'' ("fitondram-pirenena")<ref><small>Io boky io no nadika amin'ny teny latina hoe ''Res Publica'' ("zava-bahoaka") sady fantatra koa amin'ny teny frantsy hoe ''La République'' na amin'ny teny anglisy hoe ''The Republic.''</small></ref>. Ao amin'io toko io i Plato dia nizara ny [[Filôzôfia|filozofia]] ho zana-taranja telo izay nomeny ny anarana hoe μαθηματικὴ / ''mathêmatikê'' sy φυσική / ''phusikê'' ary θεολογική / ''theologike'', ka ity farany ity no mitovitovy amin'ny [[metafizika]] izay iresahana momba ny fomban'Andriamanitra na ny andriamanitra<ref><small>Aristotle, [http://etext.library.adelaide.edu.au/mirror/classics.mit.edu/Aristotle/metaphysics.6.vi.html ''Metaphysics'', Book Epsilon]. ([https://web.archive.org/web/20080216173401/http://etext.library.adelaide.edu.au/mirror/classics.mit.edu/Aristotle/metaphysics.6.vi.html Tahiry]).</small></ref>.