Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Migraciones austronesias.png|400px|right|thumb]]
 
Ny '''fiteny aostrôneziana''' dia ireo fiteny tenenina eto [[Madagasikara]], any [[Azia Atsimo Andrefana]], ao amin'ny [[ranomasimbe Pasifika]] ary any [[TaiwanTaioàna]]. Ny isan'ireo fiteny aostronezianaaostrôneziana manerana izao tontolo izao dia eo amin'ny 1 268, izany hoe vondrom-piteny faharoa amin'ny resaka isam-piteny, aorian'ny [[Fiteny nizero-kongoley|fiteny nizerôkongoley]]. Miisa roa ny zana-tsokajin'ny fiteny asotrôneziana: ny [[fiteny formôzana]], izay tenenina ao Taioàna, sy ny [[fiteny malaiô-pôlineziana]] any amin'ny toerana hafa ankoatr'i Taioàna. Ny nipoiran'ireo fiteny ireo dia tokony ho tao amin'ny tendrony atsimo atsinanan'i Sina Atsimo na Fôrmôzy (Taioàna) izay mbla ahitana mponina miteny aostrôneziana. Ireo [[fiteny melaneziana]], izay tokony ho isan'ny fiteny aostrôneziana, dia tsy nafangaron'ny mpahay fiteny noho ny antony ara-bolonkoditra.
 
Ny anarana hoe ''aostrônezia,'' diaizay avy amin'ny [[teny latina]] hoe ''auster'' (midika hoe "rivotra atsimo") sy ny [[teny grika]] hoe ''austronesiaνῆσος / nêsos'' (izay midika hoe "nosy") dia midika ara-bakiteny hoe "nosin'ny rivotra atsimo".
 
Miisa roa ny zana-tsokajin'ny fiteny asotrôneziana: ny [[fiteny formôzana]], izay tenenina ao Taioàna, sy ny [[fiteny malaiô-pôlineziana]] any amin'ny toerana hafa ankoatr'i Taioàna. Ny nipoiran'ireo fiteny ireo dia tokony ho tao amin'ny tendrony atsimo atsinanan'i Sina Atsimo na Fôrmôzy (Taioàna) izay mbla ahitana mponina miteny aostrôneziana. Ireo [[fiteny melaneziana]], izay tokony ho isan'ny fiteny aostrôneziana, dia tsy nafangaron'ny mpahay fiteny noho ny antony ara-bolonkoditra.
 
Raha jerena ny toetr'ireo fiteny ireo dia hita fa azo sokajina roa araka ny fisampanan-teny sy fanakambanan-teny ao aminy: