Fiteny eskimô-aleota: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiteny eskimo-aleota ho Fiteny eskimô-aleota i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny eskimoeskimô-aleota''', izay atao hoe '''fiteny eskaleota''' na '''fiteny inoita-aleota''', dia fianakaviam-piteny ao [[Grinlandy]], ao amin'ny faritra Arktika kanadiana any [[Alaska]] sy any amin'ny tendrony atsinanan'i [[Rosia]]. Mizara sampana roa io fianakaviam-piteny io, dia ny sampam-piteny eskimô ahitana ireo [[fiteny inoita]] sy ireo [[fiteny iopîka]]; ny sampana faharoa dia ny sampana aleota izay miavaka mazava amin'io voaloany io.
 
== Jereo koa ==
 
=== Fianakaviam-piteny lehibe ===
 
* [[Fianakaviam-piteny afrô-aziatika]]
* [[Fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley]]
* [[Fianakaviam-piteny nilô-sahariana]]
* [[Fianakaviam-piteny indô-eorôpeana]]
 
* [[Fianakaviam-piteny altaika]]
 
* [[Fianakaviam-piteny oraliana]]
* [[Fianakaviam-piteny dravidiana]]
* [[Fianakaviam-piteny sinô-tibetana]]
* [[Fianakaviam-piteny aostrôaziatika]]
* [[Fianakaviam-piteny aostrôneziana]]
* [[Fianakaviam-piteny hmông-miena]]
* [[Fianakaviam-piteny tay-kaday]]
* [[Fianakaviam-piteny japônika]]
* [[Fianakaviam-piteny na-dene]]
* '''Fianakaviam-piteny eskimô-aleota'''
 
=== Vondrom-pianakaviam-piteny ===
 
* [[Vondrom-piteny kôisàna]];
* [[Vondrom-piteny kaokaziana]]
* [[Vondrom-piteny paleo-siberiana|Vondrom-piteny paleô-siberiana]];
* [[Vondrom-piteny papoa]];
* [[Vondrom-piteny amerindiana]];
* [[Vondrom-pitenin'ny tompontanin'i Aostralia]];
* [[Vondrom-piteny any Andamàna]].