Fiteny japôney: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiteny japoney ho Fiteny japôney i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny japoneyjapàney''' dia fiteny any [[Japana|Japàna]], tenenin'ny vahoaka japoneyjapôney. Na dia izany aza dia tsy misy lalàna manome sata ofisialyôfisialy io fiteny io, na dia izy no anoratana ny tahirinkevitra ofisialyôfisialy sy any am-pianarana. Miteny japoneyjapôney koa ny [[Japoney]] am-pielezana (indrindra ny any [[Brezila]] sy any [[Però]], izay ahitana vahoaka japoneyjapôney miorim-ponenana miteny io fiteny io, toa ny ao Lima sy ny ao Sao Paulo), ary manana ny satan'ny [[fiteny ofisialy|fiteny ôfisialy]] izy ao amin'ny nosin'i Angaur ao amin'ireo nosy Palaos na dia tsy tenenina ao intsony aza.
 
Amin'ny teny japoneyjapôney dia atao hoe 日本語 / ''nihongo'' ny hoe "fiteny japoneyjapôney" (日本 : "Japana"; 語: "fiteny") na 国語 / ''kokugo'' ("fitenim-pirenena").
 
Ao amin'ny [[fianakaviam-piteny japonikajapônika]] ny fiteny japoneyjapôney. Nandritra ny tantara dia mihabetsaka ny voambolana ampiasaina ao amin'io fiteny io noho ny findramana teny samihafa: avy amin'ny [[fiteny sinoa]], avy amin'ny fiteny eoropeanaeorôpeana, indrindra ny [[fiteny anglisy]].
 
== Tsiahy ==