Fiteny hamitô-semitika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiteny hamito-semitika ho Fiteny hamitô-semitika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Hamito-Semitic languages.jpg|vignette|382x382px|Sarintany maneho ny fiteny hamito-semitika mbola tenenina amin'izao fotoana izao. Ny faritra miteny semitika dia miloko volon-daoranjy.]]
Ny '''fiteny hamitohamitô-semitika''', izay atao hoe koa '''fiteny afroafrô-aziatika''', dia [[fianakaviam-piteny]] tenenina indrindra ao Afrika Avaratra, ao amin'ny [[Tandrok'i Afrika]], ao [[Atsinanana Afovoany]], ao amin'ny faritr'i [[Sahara]] ary ao amin'ny ampahany amin'ny faritr'i [[Sahely]]. Miisa 350 any ho any ny fiteny ao amin'io fianakaviam-piteny io ary miisa 410.000.000 ny mpiteny azy. Fahefatra io fianakaviam-piteny io raha ny isan'ny mpiteny no heverina, ka ny eo alohany araka ny filaharany avy dia ireo [[fiteny indo-eoropeana]], ireo [[fiteny sino-tibetana]] ary ireo [[fiteny nizero-kongoley]].
 
Ny fiteny hamito-semitika dia misampana enina, dia