Fianakaviam-piteny sinô-tibetana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Major Sino-Tibetan groups.png|vignette|297x297px|Sarintany maneho ny fitsinjaran'ireo fiteny sino-tibetàna. Mena: sampam-piteny sinoa; mavo: sampam-piteny tibetika; maitso: sampam-piteny lolo-birmàna]]
Ny '''fiteny sinosinô-tibetana''' dia [[fianakaviam-piteny]] any [[Azia Atsinanana]] sy [[Azia Atsimo Atsinanana]] sy [[Azia Afovoany]] ary [[Azia Atsimo]]. Isan'io fianakaviam-piteny io ireo [[fiteny sinoa]] izay ahitana fiteny folo tetenin'ny olona miisa 1 350 000 000 any ho any, sy ireo [[fiteny tibetotibetô-birmana]] izay ahitana fiteny miisa 330 any ho any ary tenenin'ny olona miisa 70 000 000 any hoany.
 
Ilay mpokaroka atao hoe Laurent Sagart dia nanolo-kevitra ny hampiditra ny fianakaviam-piteny sino-tibetana sy ny fianakaviam-piteny [[Fiteny aostronezianaaostrôneziana|aostronezianaaostrôneziana]] ao amin'ny fianakaviambem-piteny atao hoe sinotibetana-aostroneziana. Ireo fiteny aostronezianaaostrôneziana izay miely hatraty [[Madagasikara]] ka hatrany amin'ireo nosin'i [[Ranomasimbe Pasifika|Pasifika]] dia samy nipoitra avy any [[Taioàna]], sady manana voanteny mifanahaka endrika sy hevitra amin'ireo [[fiteny formizianafôrmôzana]].
 
Misy sampana efatra lehibe ny fianakaviam-piteny sinosinô-tibetàna, dia: ny sampam-piteny sinoa na [[Fiteny sinitika|sinitika]], ny sampam-piteny [[Fiteny tibetika|tibetika]], ny sampam-piteny lolo-birmàna ary ny sampam-piteny karena. Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo.
 
== Ireo sampam-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna ==
 
=== Ny sampam-piteny sinoa na sinitika ===
Ny sampam-piteny sinoa na sinitika dia ahitana ny fiteny mandarina, ny fiteny oio, ny fiteny kantoneykantôney, ny fiteny minio, ny fiteny siangio, ny fiteny haka, ary ny fiteny ganio. Misa any amin'ny 1 300 tapitrisa ny mpiteny sinoa.
 
=== Ny sampam-piteny tibetika ===
Andalana faha-26:
=== Fianakaviam-piteny lehibe hafa ===
 
* [[Fianakaviam-piteny afro-aziatika|Fianakaviam-piteny afrô-aziatika]] na [[Fianakaviam-piteny hamito-semitika|hamitohamitô-semitika]]
* [[Fianakaviam-piteny nizero-kongoley|Fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley]]
* [[Fianakaviam-piteny nilo-sahariana|Fianakaviam-piteny nilô-sahariana]]
* [[Fianakaviam-piteny indo-eoropeana|Fianakaviam-piteny indô-eorôpeana]]
 
* [[Fianakaviam-piteny altaika]]
Andalana faha-35:
* [[Fianakaviam-piteny oraliana]]
* [[Fianakaviam-piteny dravidiana]]
* [[Fianakaviam-piteny sino-tibetana|Fianakaviam-piteny sinô-tibetana]]
* [[Fianakaviam-piteny aostroaziatika|Fianakaviam-piteny aostrôaziatika]]
* [[Fianakaviam-piteny aostroneziana|Fianakaviam-piteny aostrôneziana]]
* [[Fianakaviam-piteny hmong-miena|Fianakaviam-piteny hmông-miena]]
* [[Fianakaviam-piteny tay-kaday]]
* [[Fianakaviam-piteny japonika|Fianakaviam-piteny japônika]]
* [[Fianakaviam-piteny na-dene]]
* [[Fianakaviam-piteny eskimo-aleota|Fianakaviam-piteny eskimô-aleota]]
 
=== Vondrom-pianakaviam-piteny hafa ===
 
* [[Vondrom-piteny koisàna|Vondrom-piteny kôisàna]];
* [[Vondrom-piteny kaokaziana|Vondrom-piteny kakaziana]];
* [[Vondrom-piteny paleo-siberiana|Vondrom-piteny paleô-siberiana]];
* [[Vondrom-piteny papoa]];
* [[Vondrom-piteny amerindiana]];