Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Niala ny fanovàna 993894 nataon'i Zithal (resaho)
Marika: Annulation Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Migraciones austronesias.png|400px|right|thumb]]
 
Ny '''fiteny aostrôneziana''' dia ireo fiteny tenenina eto [[Madagasikara]], any [[Azia Atsimo Andrefana]], ao amin'ny [[ranomasimbe Pasifika]] ary any [[Taiwan]]. Ny isan'ireo fiteny aostroneziana manerana izao tontolo izao dia eo amin'ny 1 268, izany hoe vondrom-piteny faharoa amin'ny resaka isam-piteny, aorian'ny [[Fiteny nizero-kongoley|fiteny nizerôkongoley]]. Miisa roa ny zana-tsokajin'ny fiteny asotrôneziana: ny [[fiteny formôzana]], izay tenenina ao Taioàna, sy ny [[fiteny malaiô-pôlineziana]] any amin'ny toerana hafa ankoatr'i Taioàna. Ny nipoiran'ireo fiteny ireo dia tokony ho tao amin'ny tendrony atsimo atsinanan'i Sina Atsimo na Fôrmôzy (Taioàna) izay mbla ahitana mponina miteny aostrôneziana. Ireo [[fiteny melaneziana]], izay tokony ho isan'ny fiteny aostrôneziana, dia tsy nafangaron'ny mpahay fiteny noho ny antony ara-bolonkoditra.
Ny '''fiteny aostroneziana''' (azo soratana koa ''aostronezianina'', miaraka amin'ny [[tendro satroka]] na tsia) dia ireo fiteny tenenina eto
 
Ny anarana hoe ''aostrônezia'' dia avy amin'ny [[teny grika]] hoe ''austronesia'' izay midika hoe "nosy atsimo".
 
Raha jerena ny toetr'ireo fiteny ireo dia hita fa azo sokajina roa araka ny fisampanan-teny sy fanakambanan-teny ao aminy:
[[Madagasikara]], any [[Azia Atsimo Andrefana]], ao amin'ny [[ranomasimbe Pasifika]] ary any [[Taiwan]]. Ny isan'ireo fiteny aostroneziana manerana izao tontolo izao dia eo amin'ny 1 268, izany hoe vondrom-piteny faharoa amin'ny resaka isam-piteny, aorian'ny [[Fiteny nizero-kongoley|fiteny nizerôkongoley]].
 
* Ny fampisampanan-teny amin'ny alalan'ny fanampiana [[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] sy [[Tovana (fitsipiteny)|tovana]] sy [[tsofoka]] ary [[tsirin-teny sara-droa]] (tovona sy tovana miaraka) amin'ny [[fototeny]],
Miisa roa ny zana-tsokajin'ny fiteny asotroneziana: ny [[fiteny formôzana]], izay tenenina ao [[Taiwan]], sy ny [[Fiteny malaio-polineziana|fiteny malaio-polinezianina]] any amin'ny toerana hafa ankohatr'i Taiwan.
* Ny fisian'ny [[teny verindroa]],
 
ary ny rafi-peo izay tsotsotra (tsy ahitana [[renifeo]] sy [[zanapeo]] firy, tsy dia ahitana na tsy misy tamba-drenifeo sarotra tononina, fehezanteny ahitana rindram-peo, sns).
 
== Jereo koa ==
 
=== Fianakaviam-piteny lehibe hafa ===
 
* [[Fianakaviam-piteny afro-aziatika|Fianakaviam-piteny afrô-aziatika]] na [[Fianakaviam-piteny hamito-semitika|hamitô-semitika]]
* [[Fianakaviam-piteny nizero-kongoley|Fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley]]
* [[Fianakaviam-piteny nilo-sahariana|Fianakaviam-piteny nilô-sahariana]]
* [[Fianakaviam-piteny indo-eoropeana|Fianakaviam-piteny indô-eorôpeana]]
 
* [[Fianakaviam-piteny altaika]]
 
* [[Fianakaviam-piteny oraliana]]
* [[Fianakaviam-piteny dravidiana]]
* [[Fianakaviam-piteny sino-tibetana|Fianakaviam-piteny sinô-tibetana]]
* [[Fianakaviam-piteny aostroaziatika|Fianakaviam-piteny aostrôaziatika]]
* [[Fianakaviam-piteny aostrôneziana]]
* [[Fianakaviam-piteny hmong-miena|Fianakaviam-piteny hmông-miena]]
* [[Fianakaviam-piteny tay-kaday]]
* [[Fianakaviam-piteny japonika|Fianakaviam-piteny japônika]]
* [[Fianakaviam-piteny na-dene]]
* [[Fianakaviam-piteny eskimo-aleota|Fianakaviam-piteny eskimô-aleota]]
 
=== Vondrom-pianakaviam-piteny hafa ===
 
* [[Vondrom-piteny koisàna|Vondrom-piteny kôisàna]];
* [[Vondrom-piteny kaokaziana]];
* [[Vondrom-piteny paleo-siberiana|Vondrom-piteny paleô-siberiana]];
* [[Vondrom-piteny papoa]];
* [[Vondrom-piteny amerindiana]];
* [[Vondrom-pitenin'ny tompontanin'i Aostralia]];
* [[Vondrom-piteny any Andamàna]].
{{vangovango}}