Vondrona Eorôpeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Vondrona Eoropeana ho Vondrona Eorôpeana i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
[[Sary:Flag of Europe.svg|droite|200px|vignette|Saina ny Vondrona Eoropeanina, nitazomin'ny fikambanana ilay saina misy kitana 12]]
 
[[Vondrona]] iraisan'ny governemanta maro ny '''Vondrona Eorôpeanina''' (VE). Misy [[firenena]] 27 ao anatiny. Voaforona tamin'ny 7 febroary 1992 izy, tamin'ny nahasoniavan'ny [[firenena]] eorôpeanina 12 ny dinan'i [[Maastricht]], efa mpikambana tao amin'ny [[CEE]] na [[EEC]].
 
Voaforona tamin'ny 7 febroary 1992 izy, tamin'ny nahasoniavan'ny [[firenena]] eorôpeanina 12 ny dinan'i [[Maastricht]], efa mpikambana tao amin'ny [[CEE]] na [[EEC]] .
 
[[Sary:European_Union_main_map.svg|200px|droite|vignette|saritan'ny Vondrona Eoropeanina]]
 
30,82%n'ny PIB eto an-tany dia any [[EoropaEorôpa]] no misy azy, io no tsena ara-toekarena ngeza indrindra eto an-tany. Firaisam-padintseranana ny Vondrona Eorôpeanina, ary misy [[firenena]] 15 nahamafy ny fiaraha-miasa ao anatin'ny fikambanana ara-bola sy ara-toekarena, ilay faritra Euro. Misy [[firenena]] mampiasa miaraka ilay vola tokana ny Euro (€)
 
== Tantara ==
=== Ny CEE ===
{{vangovango}}
 
Niteraka ny [[CEE]] tamin'ny voasonia tamin'ny [[25 Martsa]] [[1957]] tany [[Roma]] any amin'ny Capitole ; hita ohatran'ny tsena iraisana izy.
 
 
=== Ny Vondrona Eoropeanina ===
 
== Jereo Koa/Amboary ==
 
* [[Eoropa]]
* [[Firenenan'i Eoropa]]
 
== Rohy Ivelany ==
 
* {{fr}} [http://europa.eu/ Tranonkala ofisialy ny FE]
{{vangovango}}
 
[[Sokajy:Jeografia|Vondrona Eoropeanina]]
[[sokajy:Vondrona Eoropeana]]