Fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[File:SkullFromTheFront.JPG|thumb|Ny [[karandoha]]<nowiki/>n'olombelona dia ampiasaina ho fanoharana lehibe an'ny fahafatesana.]]
[[File:Kuoleman Puutarha by Hugo Simberg.jpg|thumb|Kuoleman puutarha, [[Hugo Simberg]] (1906).]]
Ny '''fahafatesana''' dia ny fitsaharan'ny [[aina]] na ny tsy fisian'ny aina intsony ao amin'ny [[Zavamanan'aina|zavamananaina]] lazaina hoe "maty". Izany toetran'ny fahafatesana izany dia isehoan'ny tsy fiverenan'ny firindrana eo amin'ny fiasan'ny vatana izay tokony hoafaho afa-miantoka ny fahavelomana, toy ny fihinanan-kanina, ny fifohan-drivotra, ny fisotroan-drano, sns.
 
Eo amin'ny [[sela]] dia miseho amin'ny alalan'ny fijanonan'ny anjara asa fototra sahanin'ny sela ny fahafatesana. Ao amin'ny zavamananaina maro sela dia mety vokatry ny fahasimban'ny sela izay mitarika amin'ny fahafatesan-tsela aloham-potoana izany, na vokatry ny famerana, na voalahatra mialoha ka miteraka ny famonoan-tenan'ny sela manoloana fisehon-javatra iray mibaiko izany.