Fiteny grika taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Beginning Odyssey.svg|ankavanana|thumb|200px|Fanombohan'ny tantara ''Odisey'' (''Odisseia)'']]
 
Ny [[fiteny grika taloha]] dia fiteny notneninanotenenina tany Grisy[[Grisia]] tamin'ny [[Andro Taloha|andro taloha]] nanomboka tamin'ny -800 tal. J.K. hatramin'ny taona -400 tal. J.K.. Any EoropaEorôpa, ny fiteny grika miaraka amin'ny [[fiteny latina]] no fiteny taloha mbola ampiasaina indrindra ho an'ny mpiteny fiteny eoropeanaeorôpeana ankehitriny. Ireo fiteny mampiasa teny grika taloha dia ny fiteny latina sy ireo fiteny avy amin'ny fiteny latina ([[fiteny frantsay]], [[fiteny anglisy]], espoaniola[[fiteny espoaniôla]], [[fiteny italiana]]).
 
Betsaka ireo firoky ny fiteny grika taloha, fa heverin'ny siantifika rehetra fa ny [[fiteny Atikianinaatikianina]] no madio indrindra amin'ireo firoky ireo. Niparitadritaka manerana ireo tany manana morontsiraka amin'ny [[Ranomasina Mediteranea]] ny fiteny grika taloha. Nanaparitaka ilay fiteny tany [[Azia]] i [[Aleksandra Lehibe]], ary elaela taoriana mandritra ny [[Empira Rômana|Fanjankambe RomanaRômana]] dia nianatra fiteny grika taloha ny RomanaRômana ao amin'ny Fanjakambe RomanaRômana, ohatr'ireo mpianatra mianatra fiteny anglisy ankehitriny.
 
Ireo tononkalo lehibe malaza indrindra amin'ny fiteny grika taloha dia notononin'i [[Homer|Hômer]]a.
 
Miova araka ny fandrosoan'ny fotaona ny fiteny rehetra, ary niova imbetsaka ny fiteny grika mandritry ny taonjato 25 manasaraka ny fiteny grika taloha sy ny fiteny grika ankehitriny. Ankehitriny, eken'ny mpandinika fiteny rehetra fa tamin'ny taona 453 ny fiteny grika ankehitriny no nanomboka nisy. Izany hoe ny fiteny grika ankehitriny dia vokatry ny fivoaran'ny fiteny grika taloha nandritry ny taonjato 25.
Andalana faha-12:
{{...}}
[[File:AncientGreekDialects (Woodard) fr.svg|thumb|200x200px|Ireo firoky ny fiteny grika taloha]]
Nandritra ny [[Taona Taloha]] dia tsy nanana firoky tokana ny fiteny grika taloha. Ny iônianina-attikitaatikita, firokin'i [[AthinaAtenay]], no firokim-piteny grika taloha tena fantatra ankehitriny. Io no fototry ny fiteny grika ankehitriny ary tamin'io firoky io no nanoratan'ireo mpanoratra toa an-dry [[Plato|Platô]] sy [[Aristophanes]].
 
== Fanoratana ==
{{...}}
 
Ny soratra voalohany indrindra nanoratana ny fiteny grika taloha dia ny abidy Lineaire B, silabera tsy misy fifandraisana amin'ny abidy grika taloha na ankehitriny, nanoratana firoky ny fiteny grika nampiasaina tany Grisy an-kaontinenta ary tany Krity tamin'ny taonjato faha 14 sy faha 13 talohan'ital. JesoaJ. KristyK.
 
== Endrika ==