Pôlinezia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Polynesia-triangle.png|200px|right|thumb|Ny telolafin'i Polinezia]]
I '''Pôlinezia''' dia faritra ao atsinanan'i [[Ôseania]] izay ahitana [[nosy]] maro dia maro. Ny nosy sy ny [[tamba-nosy]] mamaritra ny sisiny dia ny tambanosin'i Hawaii ary avaratra, ny [[Nosin'ny Paska]] any atsinana ary [[Zelanda VaoVaovao]] (New Zealand, Aotearoa) any andrefana.
 
Avy amin'ny [[teny grika]] hoe πολύς / ''polús'' ("maro") sy νῆσος / ''nễsos'') ("nosy") ny teny hoe Pôlinezia ka midika ara-bakiteny hoe "nosy maro".
 
Miteny amin'ny [[fiteny aostrôneziana]] ao amin'ny zana-bondronm-[[Fiteny ôseaniana|piteny ôseaniana]], atao hoe [[fiteny pôlineziana]], ny Pôlineziana.
 
== Faritra ara-pôlitika ==
Amin'ny mponina miisa 5 tapitrisa (ny 4,5 ao [[Haoay]] sy [[Zelanda Vaovao]], izay tsy Pôlineziana ny ankamaroany) i Pôlinezia dia ahitana faritra ara-pôlitika miisa 20.
 
=== Firenena mahaleo tena ===
Misy firenena manana ny fiandrianam-pireneny miisa fito ny ao Pôlinezia, dia:
 
* ny nosy Cook,
* Zelanda Vao,
* i Kiribaty,
* i Nioe,
* i Samôa,e
* i Tônga, ary
* i Tovalo.
 
=== Faritra tsy mahaleo tena ===
 
* Misy faritra miankina telo ambin'ny folo koa ny ao, dia:
** i [[Haoay]], Samôa amerikana , i Johnston, i Baker, i Howland, i Jarvis, i Palmyra (miankina amin'i Etazonia);
** Pôlinezia frantsay, Wallis-et-Futuna (miankina amin'i Frantsa);
** ny nosy Chatham, Tokelau (miankina amin'i Zelanda Vao);
** ireo nosy Pitcairn (miankina amin'ny Fanjakana Mitambatra);
** ny [[Nosin'ny Paska]] (miankina amin'i Sily).
 
Ny 90%n'ny velaran-taninireo faritra ireo dia rakotra ranomasina fa ny 10% fotsiny no tany maina.
 
== Ny Pôlinezia Frantsay ==