Pôlinezia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Polinezia ho Pôlinezia i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1:
== Famaritana amin'ny ankapobeny ==
[[Sary:Polynesia-triangle.png|200px|right|thumb|Ny telolafin'i Polinezia]]
NyI '''polineziaPôlinezia''' dia ny faritra anononana ny faritraao atsinanan'i Oseania,[[Ôseania]] izay ahitana [[nosy]] maro dia maro. Ny nosy arysy ny [[tamba-nosy]] mamaritra ny sisiny dia ny tambanosin'i Hawaii ary avaratra, ny [[Nosin'iny Paska]] any atsinana ary [[Zelanda Vao]] (New Zealand, Aotearoa) any andrefana.
 
== Ny PolineziaPôlinezia Frantsay ==
I '''[[Polinezia frantsay|Pôlinezia frantsay]]''' (amin'ny [[fiteny frantsay]] : ''Polynésie Française'', amin'ny [[fiteny tahisiana]] : ''Pōrīnetia farāni'') dia [[faritra andafy]] [[frantsa]]y izay ahitana an'i [[Tahiti]], ny [[Îles de la Société]]. Faritra mizaka-tenamizakatena i PolineziaPôlinezia ary manana ny filohany, frantsay, ary ny governemantany. Tsy ny vola euro ihany koa no ampiasainy any fa ny Franc CFP.
 
Ny renivohiny dia [[Papeete]], eo amin'ny nosin'i Tahiti. Teny frantsay no teny ofisialyôfisialy any, ny teny tahisiana (''Reo Ma'ōhi'') dia teny miasa mandavanandroandavanandro miaraka amin'ny teny frantsay, izay ampiasaina any am-pianarana.
 
== Jereo koa ==