Tenim-pinoana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[tenim-pinoana|'''tenim'''-'''pinoana''']] na '''teny''' '''finoana''' na [[Tenim-pinoana|'''dôgma''']] (soratana koa hoe [[Tenim-pinoana|'''dogma''']]) dia petra-kevitra tsy azo iverenana hamboarina indray momba ny foto-pampianaram-pinoana izay ambara fa fahamarinana tsy azo ovana momba ny finoana.
 
NyAo amin'ny [[fivavahana kristiana]], ny tenim-pinoana dia mety ho vokatry ny fanambaràn' Andriamanitra ao amin'ny [[Soratra Masina]] na avy amin'ny lovam-pinoana (na [[lovantsofina]]) sady ambaranan'ny fahefam-piangonana tsy azo lavina. Amin'ny ankapobeny dia tamin'ireo fifandirana momba ny fampianaram-pinoana no nandraiketana ny ankamaroan'ny tenim-pinoana ka nenti-nanorina ny atao hoe "fampianarana marina" (na "ortodoksiaôrtôdôksia") sady nanoherana ireo atao hoe "[[Fampianaran-diso (fivavahana)|fampianaran-diso]]" (na "herezia").
 
== Jereo koa: ==