Fiainan-tsi-hita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanolo lohatenim-pizaràna
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Fra Angelico 024.jpg|vignette|325x325px|Fidinan'i Jesosy tany amin'ny fiainan-tsy hita]]
Ny '''fiainan-tsy hita''' na '''toeran'ny maty''' dia toerana misy ny olona na ny zava-manana aina hafa aorian'ny fahafatesanafahafatesanan araka ny finoana sy ny fivavahana sasany. Amin'ny heviny mifintina dia toerana anasaziana mandrakizay ny olona voaozona ny fiainan-tsy hita (ka atao hoe '''helo''' na '''afobe''' koa).
 
Ny [[foto-pampianarana]] sy ny [[tenim-pinoana]] ao amin'ireo fivavahana mônôteista momba ny fisian'ny fiainan-tsy hita dia nateraky ny foto-kevitra mitaky ny fanamarinana ny fahamarinan' Andriamanitra amin'ny fitsarana, izay misy ifandraisany amin'ny fahatsapan'ny olona ny fisian'ny asa sy toetra ratsy izay tsy ampy sazy nandritra ny fiainan'izay nanatanteraka izany asa ratsy izany na nanana izany toetra ratsy izany.
 
Niely tamin'ny [[Andro Taloha]] sady hita amin'ny ankamaroan'ny fivavahana eto amin'izao tontolo izao ny finoana ny fiainan-tsy hita. Ny famaritana ny fiainan-tsy hita dia miovaova arakaraka ny fivavahana ary indraindray anaovana fivoasana samihafa ao amin' ny fivavahana iray. Ao amin' ny [[bodisma]] , ohatra, dia toetran' ny [[Fanahin'ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n' ny olona itambesaran' ny faniriana sy ny fahamaizam-po ny fiainan-tsy hita.
Andalana faha-12:
Ao amin'ny [[Hadesy|Hadesi]]<nowiki/>n'ny [[Fedrà|fedràn]]' ny kolontsaina grika sy rômana no itoeran'ny fanahin'ny olona maty ka ny andriamanitra [[Plotô (andriamanitra)|Plotô]] no mpanapaka ao. Mampiasa ny teny hoe ''Hadesy'' ny [[Testamenta Vaovao]] hanondroany ny fonenana na ny toetran'ny maty. Amin'ny andalan-tsoratra sasany dia toa maneho toerana sady tsy soa tsy ratsy izay iandrasan'ny maty ny fahafatesana, ny fandevenana, ary ny fitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty ny Hadesy. Maro ny andalana ao amin'ny Testamenta Vaovao no azo anatsoahana hevitra fa nidina tany amin'izany fanjakan'ny maty izany i Kristy, mba hitondra ny olo-marina ho any any amin'ny Lanitra na noho ny antony hafa, arakaraka ny fivoasana teolojika. Misy andalana hafa ao amin'ny Testamenta Vaovao izay azo anatsoahana hevitra fa toeram-pijaliana ho an'ireo olon-tsy marina izany, ka izany dia mitarika ho amin'ny fiheverana fa mety misaraka roa miavaka tsara izany toerana izany.
 
=== Andalana misy nyNy teny hoe ''Fiainan-tsi-hita'' ao amin'ny Baiboly protestantaprôtestanta amin'ny teny malagasy ===
Izao ny andalana ao amin'ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]] ahitana ny teny hoe "fiainan-tsi-hita":
 
Andalana faha-26:
* Apokalipsy 20.14: "Ary ny fahafatesana sy ny '''fiainan-tsi-hita''' dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo." (''Ny Baiboly'')
 
=== Andalana misy nyNy teny hoe ''Fitoeran'ny maty'' na ''Afobe'' ao amin'ny Baiboly katolikakatôlika amin'ny teny malagasy ===
Ao amin'ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]] edisiona tamin'ny taona 1938 dia tsy teny na andian-teny tokana no andikana izay ataon'ny Protestanta hoe "fiainan-tsi-hita" na "fiainan-tsy hita", fa indraindray "afobe", indraindray "fitoeran'ny maty" ary indraindray "fonenan'ny maty".
 
Andalana faha-48:
* Apokalipsa 20.13: "Ny ranomasina namoaka ny maty tao aminy; ny Fahafatesana sy ny '''Fonenan' ny maty''' koa namoaka ny azy, dia samy notsaraina araka ny asany avy izy." (''Ny Baiboly Masina'')
 
=== Andalana tsy ahitana mivantana ny teny hoe ''fiainan-tsy hita'' ao amin'ny Baiboly protestantaprôtestanta amin'ny teny malagasy ===
Na dia tsy ahitana ny teny hoe "fiainan-tsy hita" aza ireto andalana manaraka ireto dia mihevitra ny teolojiana maro fa mampiasa teny mitovy hevitra amin'ny hoe "fiainan-tsy hita" izy ireo.
 
Andalana faha-62:
: Ireo andininy ireo dia miresaka ny amin'ny asan'i Kristy noho izy nanao ny asa rehetra tokony hatao, dia ny fidinana any amin'ny lalina sy ny fiakarana any an-danitra, izay feno sy ampy hoan'ny olona rehetra mino azy. Izany famonjena izany dia azo amin'ny alalan'ny finoana ny teny torina, ka tsy mila fananteran'ny olona an'izany ho an'ny tenany.
 
=== Andalana tsy ahitana mivantana ny teny hoe ''Afobe'' na ''Fitoeran'ny maty'' ao amin'ny Baiboly katolikakatôlika amin'ny teny malagasy ===
Na dia tsy ahitana ny teny hoe "afobe" na "fitoeran'ny maty" aza ireto andalana manaraka ireto dia mihevitra ny teolojiana maro fa mampiasa teny mitovy hevitra amin'ny hoe "afobe" na "fitoeran'ny maty" izy ireo.
 
Andalana faha-91:
== Jereo koa ==
 
* [[Seola]] (''Sheol'')
* [[Hadesy]] (''Hadès'')
* [[Tartarosy]] (''Tartaros'')
* [[Gehena]]
*[[Fidinan'i Kristy any amin'ny fiainan-tsy hita]]