Parmenida : Fahasamihafan'ny versiona roa

Nanitatra kely
k (nanova ny anaran'i Parménide ho Parmenida i Thelezifor)
(Nanitatra kely)
{{infobox olona
|sary=
|anarana=ParménideParmenida
|teraka=26 Desambra -501
|maty=1 Janoary -450
|taona niasàna=
}}
'''ParménideParmenida''' na '''Parmenidesy''' dia [[filôzôfy]], mpanao asa soratra teraka ny 26 Desambra -501 tal. J.K. ary maty tamin'ny 1ny Janoary -450 tal. J.K. Atao hoe Παρμενίδης / ''Parmenídês'' izy amin'ny [[teny grika]]. Nanaraka ny fampinarana tao amin'ny sekolin'i Pitagôra izy.
 
Malaza amin'ny tononkalo nataony izy, dia ilay mitondra ny lohateny hoe ''Ny amin'ny Natiora'', izay nisy akony lehibe teo almin'ny fisainan'ny olona tamin'ny fotoanandrony. Ireo zavatra hitan'ny fikarohany ara-tsaina, indrindra ny fampidirana ny lojika tao amin'ny fisainana araka ny kolontsaina grika, fanampin'ny filôzôfian'ny sekoly milesiana momba ny natiora sy ny teôrian'ny asamarika nataon'i [[Pitagôra]], dia nahatonga an'i Parmenida ho isan'ireo filôzôfa nanana ny maha izy azy teo amin'ny tantaran'ny filôzôfia grika.
 
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]
23 924

modifications