Gnôstisisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[gnostisisma|'''gnostisismagnôstisisma''']] dia firehan-kevitra na rafi-pisainana ara-pilozofia[[Filôzôfia|pilôzôfia]] sy ara-[[Fivavahana|pivavahana]] tsy natao ho fanta-bahoaka izay mihambo hanam-pahalalana feno an' [[Andriamanitra (anarana iombonana)|Andriamanitra]] sy ny zava-drehetra sady manankina ny [[famonjena]] amin'izany fahalalana izany. NivoatraNandroso tamin'ny taonjato faha-2 sy faha-3 taor. J.K. ny gnostisismagnôstisisma. Nivoy hevitra mifanohitra amin'izay ataon'ny ankamaroan'ny Kristiana hoe "finoana marina" (na ôrtôdôksia) ny gnostisismagnôstisisma na dia nisy ampahany amin'ny mpanaraka azy aza isan'ny Kristiana ihany. Ny mpanaraka ny gnostisismagnôstisisma dia atao hoe ''GnostikaGnôstika''.
 
Mampanantena fahalalàna miafina nymomba amin'ny [[fanjakan'Andriamanitra|fanjakan' Andriamanitra]] ny gnostisismagnôstisisma ka milaza fa misy pitik'afo araka an'Andriamanitra milatsaka avy amin'izany fanjakana [[Fihoa-draha|mihoa-draha]] izany manketo amin'ity tontolon'ny [[zaka]] ity, izay eo ambany fanapahan'ilay Ratsy, sady migadra ao amin'ny vatan'ny olombelona. Voafohan'ny fahalalana ilay singan'andriamanitra ao amin'ny olombelona ka miverina any amin'ny toerana tokony hisy azy, dia ny fanjakana mihoa-draha any an-danitra. Ny olombelona dia noforonin'ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] ambany tsy tonga lafatra, dia ilay Mpahary izay taon'ny GnostikaGnôstika hoe ''[[Demiorga]]'' na ''Iahveh'' koa. Ity andriamanitra ratsy ity dia mifanohitra amin'ilay andriamanitra ambony izay sady tonga lafatra no mihoa-draha nefa mifandray amin'ny olombelona amin'ny alalan'ny fahalalana nomeny.
 
== Jereo koa: ==