Zanak' Andriamanitra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ao amin'ny [[Lovantsofina|lovantsofin]]'ny fivavahana maro, ny andian-teny hoe '''''zanak'Andriamanitra''''' na '''Z''anak'Andriamanitra''''' dia anaram-boninahitra nomena olona na zavatra nisy tokoa na tsy nisy teo amin'ny tantaran'ny zanak'olombelona. Ao amin'ny [[Torah]] (Baiboly hebreo) sy ao amin'ny andalan-tsoratra maro amin'ny literatiora jiosy ivelan'ny [[Baiboly]] ary ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] (ilazana an'i [[Jesoa Kristy]]) indrindra no ahitana ny teny hoe ''zanak'AndrianitraAndriamanitra''.
 
Io anaram-boninahitra io dia niseho ao amin'ireo [[fivavahana tatsinanana]] tamin'ny [[Andro Taloha]] ka nanondroana ireo [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] zanaky ny andriamanitra lehibe kokoa na fara tampony, ao amin'ny [[lovantsofina]] samihafa, ireo andriamanitra tapany sahala amin'i [[Gilgamesa]] sy ny mpanjaka miavaka ary ny olona sasany izay heverina fa nanana toetra tsy mitovy amin'ny olombelona hafa. Tao Egipta dia lazaina fa zanaky ny andriamanitra masoandro [[Re (andriamanitra)|Re]] ireo mpanjakan'i Egipta atao hoe [[farao]] (na faraona).