Tsy feteza-maty: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny t'''sy feteza-maty''' na '''tsy fahafatesana''' dia ny fahavelomana tsy manam-petran' ny [[fanahin'olombelona]] aorian' ny fahafatesan' ny vatany. Izany dia endriky ny fiainana izay tsy azon' ny fahafatesana, atao hoe [[fiainana aorian'ny fahafatesana]] ara-batana na ara-panahy, ka mety ho voa-janahary izany na amin'ny heviny am-panoharana na amin'ny lafin-javatra hafa. Isan'ireo lohahevitra iadian-kevitra sady tsy ifanarahan'ny maro amin'ny tantaran'ny olombelona na amin'ny lafiny antropolojika, na ara-pinoana sy fivavahana, na amin'ny lafiaraara-ny kolontsaina izany. Ny fampianarana ny amin'ny tsy feteza-mat inmatin'ny fanahy dia iraisan'ny fivavahana maro. Miseho amin'ny endrika maro anefa izany arakaraka ny kolontsaina, ka mety ho fahaveloman'ny fanahin' olombelona amin'ny farany izany na miaraka amin'ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fitsanganan'ny tena]] amin'ny maty.
 
Ao amin' ny [[hindoisma]] dia ny fiteleman' ny "fanahy itambaran' ny zavatra rehetra" ny fanahin' olombelona no tanjona farany. Ny fampianaran' ny [[bodisma]] dia mampanantena ny [[nirvana]], dia ny fahasambarana fara tampony noho ny fanjavonan' ny maha-izy ny olona tsirairay. Tao amin' ny fivavahan' ny Egiptiana tamin' ny [[Andro Taloha]] dia miankina amin' ny fitsaran' ireo [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] ny fiainan' ny olona no ahazoana na tsia ny tsy fahafatesan' ny fanahy. Ao amin' ny [[fedrà]] grika dia mitohy ao amin' ny fanjakana ambanin' ny tany atao hoe [[Hadesy]] ny fisian' ny fanahin' olombelona