Fianakaviam-piteny sinô-tibetana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2:
Ny '''fiteny sino-tibetana''' dia [[fianakaviam-piteny]] any [[Azia Atsinanana]] sy [[Azia Atsimo Atsinanana]] sy [[Azia Afovoany]] ary [[Azia Atsimo]]. Isan'io fianakaviam-piteny io ireo [[fiteny sinoa]] izay ahitana fiteny folo tetenin'ny olona miisa 1 350 000 000 any ho any, sy ireo [[fiteny tibeto-birmana]] izay ahitana fiteny miisa 330 any ho any ary tenenin'ny olona miisa 70 000 000 any hoany.
 
Ilay mpokaroka atao hoe Laurent Sagart dia nanolo-kevitra ny hampiditra ny fianakaviam-piteny sino-tibetana sy ny fianakaviam-piteny [[Fiteny aostroneziana|aostroneziana]] ao amin'ny fianakaviambem-piteny atao hoe sinotinetanasinotibetana-aostroneziana. Ireo fiteny aostronesianaaostroneziana izay miely hatraty [[Madagasikara]] ka hatrany amin'ireo nosin'i Pasifika dia samy nipoitra avy any Taioàna, sady manana voanteny mifanahaka endrika sy hevitra amin'ireo fiteny formiziana.
 
Misy sampana efatra lehibe ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna, dia: ny sampam-piteny sinoa na [[Fiteny sinitika|sinitika]], ny sampam-piteny [[Fiteny tibetika|tibetika]], ny sampam-piteny lolo-birmàna ary ny sampam-piteny karena. Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo.