Sikidy malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-163:
Atao hoe ''Alakaosy'' ny sora-tsikidy ahitana ireto isam-boan-tsikidy ireto, raha isaina avy any ambony mankany ambany: '''2 1 1 1'''.
 
=== FanasolajianaFanasokajiana ny tsanganan-tsikidy ===
Raha ankasa, izay atao hoe koa "tsy ota" (miisa 2 na 4) ny totalin'ny voan-tsikidy ao amin'ny tsanganana iray dia atao hoe ''[[Mpanjaka (sikidy)|mpanjaka]]'' izany, fa raha tsy ankasa na "ota" (miisa 3) kosa dia atao hoe ''[[Andevo (sikidy)|andevo]]''. Ny fanavahana ny mpanjaka sy ny andevo dia misy dikany lehibe amin'ny fanakarana ny hevitry ny sikidy. Mahery ny mpanjaka fa malemy kosa ny andevo.