Sikidy malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-78:
Ny ''[[Fahasivy (sikidy)|Fahasivy]]'' no tsanganan-tsikidy fahasivy, apetraka any amin'ny fàfana faharoa eo ambanin'ireo atao hoe [[renin-tsikidy]], vokatry ny fampifanampiana ny soratry ny ''Alisay'' sy ny ''Fahavalo''. Ny ''Fahasivy'' dia manondro ny fanahy tsy hita maso sy ny ody.
 
==== OmbisaOmbiasa ====
Ny ''[[Ombiasa (sikidy)|Ombiasa]]'' no tsanganan-tsikidy fahafolo, apetraka any amin'ny fàfana faharoa eo ambanin'ireo renin-tsikidy, vokatry ny fampifanampiana ny soratry ny ''Fahasivy'' sy ny an'ny ''Haja'' (na ''Haza''). Ny ''Ombiasa'' dia manondro tokoa ny [[ombiasa]] na ombiasy.