Sikidy malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-23:
 
==== Dingana voalohany ====
Tokavin'ny mpisikidy ny [[Razana (finoana malagasy)|razana]], avy eo raisiny amin'ny tanany havia ny voan-tsikidy ka anaovany toko efatra eo ambony tsihy. Anesorany tsiroaroa mandra-pahasisa iray na roa ilay tokom-boan-tsikidy. Atombony avy ankavanana miakavia izany. Alainy izay voa sisa (tokana na roa) ka apetrany eo ambonin'ny tsihy eo ankavanany mba hamoronany ny tsanganana voalohany. Averiny fanindroany amin'ny tokom-boan-tsikidy efatra hafa indray izany fihetsika izany mba hahazoany ny tsanganana manaraka izay apetrany eo ankavian'ny tsanganana voalohany. Ampiharina fanintelony amin'ny toko efatra manaraka indray izany, averiny faninefany farany dia azo ny tsanganana efatra voalohany, dia ny ''[[Tale (sikidy)|Tale]]'' (midika hoe "mpanontany") izay tsanganan-tsikidy laharana voalohany, ''[[Maly (sikidy)|Maly]]'' ("harena") izay tsanganan-tsikidy laharana faharoa, ''[[Fahatelo (sikidy)|Fahatelo]]'' ("rahalahin'ny mpanontany") izay tsanganan-tsikidy laharana fahatelo ary ''[[Bilady]]'' ("tany onenana") izay tsanganan-tsikidy laharana fahefatra. Milahatra avy ankavanana manomboka amin'ny ''Tale'' ireo tsanganan-tsikidy ireo.
 
==== Dingana faharoa ====