Sikidy malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-14:
 
== Fandaharana ny voan-tsikidy ==
Lazaina fa "manangan-tsikidy" na "mandaha-tsikidy" ny ombiasa na ombiasy rehefa mametraka ireo voan-javatra eo ambony [[tsihy]] fisikidiany mba hahazoany endrika na soratra hofantarin-kevitra. Lazaina hoe "mamaky sora-tsikidy" kosa izy rehefa manakatra ny hevitra ambaran'izany endrika na soratra voaforona amin'ny alalan'ny voan-tsikidy izany. Ireto avy ny anaran' ireo toerana ametrahana ny tsanganam-boan-tsikidy (na sora-tsikidy) ao amin'ny fàfana, izay miisa enina ambin'ny folo: ''Tale, Maly, Fahatelo, Bilady, Fianahana, Abily, Alisay, Fahavalo, Fahasivy, Ombisa, Haja, Zanahary, Asorotà, Tovolahy, Lalana'' ary ''Trano''. Ny fàfana rehetra mety ho azo dia miisa 65 536 (izany hoe 2<sup>16</sup>). Ireo anarana ireo dia manondro anjara asa, izany hoe sokajin'olona na singan'olona, sokajin-javatra na singan-javatra, mandray anjara amin'ny fiainan'ny olona na ny zavatra hafa tiana hofantarin-toetra.
 
=== Fitokavana ny fanahy, famohazana ny sikidy ===