Tetiandro malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1 133:
 
=== Ny fahamarinan'ny taona ===
Na ny laharana sy ny isan'ny taona dia mety tsy ho marina noho ny tsy fisian'ny tetiandro voasoratra tamin'ny andron'ny Ntaolo. Mbola hita taratra izany eny ambanivohitra izay azo lazaina fa manakaiky kokoa ny fomba fiainan'ny Ntaolo (mbola misy ny olon-dehibe tsy mahalala ny taonany). Miseho izany anjoanjom-panisan-taona izany rehefa atao ny fanadihadina tantara miankina amin'ny lovantsofina. Tsy fantatra na tsy nisy rahateo koa ny atao hoe "taona 1" (fiantombohan'yny fanisan-taona) teo amin'ny tetiandro malagasy.
 
Amin'izao andro mampisy fomba fijery tsy mitovy eo amin'ny fiheverana ny tetiandro malagasy izao, na dia misy aza ny fitaovana vokarin'ny mpahay kintana ahafaha-mahafantatra mialoha ny endriky ny volana, dia tokony hampanontany tena ny hinoana ny filazana vintana ataon'ny mpanandro malagasy ankehitriny: ny olona lazain'ny mpanandro iray fa teraka Alahamady dia mety teraka Alakaosy na amin'ny vintana hafa amin'ny mpanadro iray hafa, ary ny olona lazain'ny mpanandro iray fa teraka tamin'ny andro ratsy dia mety ho lazain'ny mpanandro hafa fa teraka tamin'ny andro tsara.