Tetiandro malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1 130:
 
=== Ny fahamarinan'ny volana ===
Mety tsy hahamarina ny laharam-bolana ao amin'ny taona ny tsy fanaraha-maso ny Volana sy ny zava-mitranga miankina amin'ny fizaran-taona (toetr'andro, endriky ny zava-maniry, fihetsiky ny biby, sns). Miteraka olana koa ny tsy fifanandrifiana eo amin'ny faritry ny fizaran-taona (fanombohany, fiafarany, sns) sy ny fanombohana na ny fiafaran'ny volana iray ao amin'ny tetiandro manaraka fizaran-taona. Miankina rahateo amin'ny toetr'andro ny zavatra azo jerena hamantarana ny volana sy ny taona eo amin'ny zavaboary. Ohatra, ny fanombohana na ny fiafaran'ny vanimpotoan'ny orana (na hatsiaka na ny hafanana) dia miovaova: mety hiroso na hihemotra raha mitaha amin'ny fotoana iandrasana azy. Ny fifandisoana be loatra eo amin'ny fizaran-taona sy ny volana tokony hifanandrify aminy dia miteraka fahadisoan'ny laharan'ilay volana sy ny fanombohana na fiafaran'ny taona iray. Noho izany, ohatra, ny olona iray lazaina fa ratsy vintana satria "teraka [[Alakaosy]]" dia mety tsy teraka tamin'izany andro na volana izany akory, ka nalam-bintana na navela ho faty tsy amin'antony mitombina.N
 
=== Ny fahamarinan'ny taona ===